Teny iditra | tapenaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The gable of a house [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Pignon d'une maison [1.8] | |||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tapenaka io | |||
Fivaditsoratra | napetaka, panatake, tapenaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |