Teny iditra | tarangana | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1] | ||
Ohatra | Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana.
[2.472] | ||
Tovy hevitra | tangarana | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | tangarana, tarangana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |