Teny iditra (1/5) | 1 taranjana (ranjana) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Saikiny entina manenjana ny lamba zairina na tsihy rarina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 doublure consolidant une étoffe, une natte [1.3] |
Teny iditra (2/5) | 5 taranjana (ranjana) |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Ireo antokon-javatra isan-karazany ianarana: Ny marika no taranjam-pianarana tsy hainy indrindra [1.1] |
Teny iditra (3/5) | 8 taranjana (ranjana) |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 descendant [1.3] |
Teny iditra (4/5) | 11 taranjana (ranjana) |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Tangozan' ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan' ny vody saonjo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 le pétiole ou queue des feuilles [1.3] 16 (de ranjana : ce qui est rangé régulièrement). Nom du pétiole, ou de l'ensemble du rachis et du pétiole dans les feuilles Asteraceae. Nervures principales parfois aussi. [Merina] [1.196] |
Teny iditra (5/5) | 17 taranjana |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (vient de taranjana). Panax amplifolius Baker (Araliaceae). Nom et identité relevés par Grandidier. [Merina, Betsileo]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |