Teny iditra tarigetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra
Zavatra na biby na olona kendrena hasiana
Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity [1.1]
 Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Idéal [1.13]
Ny fihaviany Anglisy: target.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31