Teny iditra | taro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Tsimoka, solofo [1.78] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Teny iditra | taro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (c'est le nom austronésien sous lequel la même plante est connue dans tout le Pacifique). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Tubercule et feuilles comestibles ; Voir saonjo. [1.196] | |
Anarana siantifika | Colocasia esculenta | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Teny iditra | taro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | saonjo [1.7] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Fivaditsoratra | otra, rota, Rtoa, taro, tora |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |