|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  taro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tsimoka, solofo [Tanosy] [1.78]
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/3)5  taro
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  (c'est le nom austronésien sous lequel la même plante est connue dans tout le Pacifique). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Tubercule et feuilles comestibles ; Voir saonjo. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)10  taro
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  saonjo [1.7]
Voambolana  13  Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  14  aotr, atro, otra, rota, Rtoa, rtoa, taro, tora

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31