|
|
|
|

Teny iditra1  taroma
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  4  Hazo meloka mivolantsinana atohitohy hametahana ny hazofisaka amin' ny fanaovana botry [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  5  marato, matora, ramato, tamora, taroma

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31