|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe [1.1]

Teny iditra (2/2)4  tasy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy [1.1]

Fivaditsoratra  7  atsy, tasy, tsy a-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31