Teny iditra tata-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tataka
Kamban-teny 

Teny iditra tatà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] alafady [1.78]

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny [1.78]

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Root of tataina [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana [1.78]
  [Mahafaly] Tsodrano [1.78]

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Fivavahan'ny jentilisa [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12