|
|
|
|

Teny iditra 1  tatahana
Fototeny  2 tataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
9 Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be slit open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20