Teny iditra | tatamo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [1.2] | |||
A water lily [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nénuphar; cf. voahirana [1.8] | |||
Anarana siantifika | Nymphaea stellata | |||
Voambolana | Haizavamaniry: voninkazo | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Mpanahaka | voalefoka | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tatamo io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |