Teny iditra | 1 tavoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana nilazan' ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian' ny hoe: tavoahangy, tavoara). [1.1] |
Mpanahaka | 4 tavoa jerijery |
Fivaditsoratra | 5 atavo, atova, avota, taova, tavoa, vatoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |