Teny iditra | 1 tavoahangy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] bouteille |
Ohatra |
5 Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |