|
|
|
|

Teny iditra 1  tazonina
Fototeny  2 tazona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady
9 Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra
10 Tazony ao an-tsainao izany anatra izany [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 antozina, tazonina, 13 tinazona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21