|
|
|
|

Teny iditra 1  tehefana
Fototeny  2 tehika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana
9 Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20