Teny iditra | temerina (temitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana temitra: Vao notemerina ny tranonay dia nisy mpanofa Fefena: Notemerin' ny mpijery ny mpanambady nalain-tsary [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | temerana | ||||||||
Fivaditsoratra | Antemery, temerina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |