|
|
|
|

Teny iditra1  tenimbavy
Singan-teny  2  tenina, vavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  5  Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny fotsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de tenina et vavy : femmes ; « le tenina des femmes »). Gladiolus sp. (Iridaceae). Malzac écrit : « le glaïeul blanc ou le glaïeul flatteur à fleurs blanches ». C'est probablement la forme à fleurs blanches (mutation beaucoup plus rare que le type) de Gladiolus garnieri Klatt. [Betsileo] [1.196]
Tovy hevitra  7  kitenimbavy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  entim-bavy, tenimbavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03