|
|
|
|

Teny iditra 1  terena
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy
9 Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho
10 Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany
11 (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 forcé [1.13]
Ohatra  13  Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe terena
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 etrena, terena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21