Teny iditra | 1 terivaimanta |
Singan-teny | 2 tery, vay, manta |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Dia nivavaka izy, ary izany vavaka izany tsy mba terivaimanta, fa feon' ny fo miloatra sy fanahy mitosaka tokoa. [2.4#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |