Teny iditra | 1 tery vay manta |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fiteny enti-milaza fanerena tsy azo ihodivirana na angatahana andro; fampiasana fomba an-tery setra hahazoana izay lazaina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de presser un furoncle non mûr figuré: action de réclamer ce qui est dû sans ménagement, par toutes sortes de moyens et de violences |
Singan-teny | 5 tery, vay, manta |
Fivaditsoratra | 6 terivaimanta, tery vay manta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |