| Teny iditra | 1 tetehina |
| Fototeny | 2 tetika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka
9 Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo 10 Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 Tehenita, tetehina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|