|
|
|
|

Teny iditra1  tetibola
Singan-teny  2  tetika, vola
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] budget
Ohatra  5  Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana. [1.384#]
6  Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27#]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07