|
|
|
|

Teny iditra1  tia kely
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] stingy, avaricious, niggardly
figuratively: a bad disposition
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ladre, avare, chiche, qui vole de petites choses en secret
Singan-teny  6  tia, kely
Tovy hevitra  7  tiatia kely

Fivaditsoratra  8  taikely, tia kely

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21