Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
ti
fi
hina
Fototeny
2
tifika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Pitihina:
Tifiho rano handeha any io amboa io fa mahasosotra
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
tifihina
, tifihiko, tifihinao, tifihiny, tifihintsika, tifihinay, tifihinareo, tifihin', tifihin-, tifihim-, tifihi-
6
Ny lasa :
notifihina, notifihiko, notifihinao, notifihiny, notifihintsika, notifihinay, notifihinareo, notifihin', notifihin-, notifihim-, notifihi-
7
Ny hoavy :
hotifihina, hotifihiko, hotifihinao, hotifihiny, hotifihintsika, hotifihinay, hotifihinareo, hotifihin', hotifihin-, hotifihim-, hotifihi-
8
Filaza mandidy :
tifiho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20