Teny iditra | tigetra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra boribory fisaka atranga ambony ka kendrena tifirina atao fanazarana amin' ny fahaiza-mitifitra [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Blanc de la cible [1.3] | ||
But [1.13] | |||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Anglisy: ticket. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |