| Teny iditra | 1 tikina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Fandeha na famindra mieboebo mianjonanjona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 action de marcher avec fierté, par petit bonds, par saccades, de se remuer, comme un cavalier, comme la queue d'un chevreau
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 antiky, 13 nitika, tikina, 14 tinaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|