|
|
|
|

Teny iditra 1  tinety
Fototeny  2 tety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699]
Ohatra  9  indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny; [2.472#221]
Tovy hevitra  10 voatety

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22