|
|
|
|

Teny iditra1  tinety
Fototeny  2  tety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699]
Ohatra  6  indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny; [2.472#221]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10  voatety

Fivaditsoratra  11  nitety, tineti, tinety

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20