Teny iditra | 1 tinifitra |
Fototeny | 2 tifitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Voatifitra, notifirina, nasiana amin' ny basy: Voa ilay vorona notinifitr' i dada |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#703] sur quoi on a tiré |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatifitra |
Fivaditsoratra | 10 natifitry, nitifitra, tinifitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |