|
|
|
|

Teny iditra 1  tinifitra
Fototeny  2 tifitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatifitra, notifirina, nasiana amin' ny basy: Voa ilay vorona notinifitr' i dada [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 sur quoi on a tiré [1.3#703]
Tovy hevitra  9 voatifitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22