|
|
|
|

Teny iditra 1  tinombana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny vidin' ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 évalué [1.3#718]
Tovy hevitra  9 voatombana

Fivaditsoratra  10 mibontana, tinombana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22