Teny iditra | 1 tirôpisma |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fanirin'ny zavamaniry namonjy zotra iray izay voafaritra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 tropisme [1.13] |
Fivaditsoratra | 6 mpisoitra, tirôpisma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |