|
|
|
|

Teny iditra 1  tobatobaina
Fototeny  2 tobatoba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain' ialahy ny rano sotroiko?
9 Lanilanina foana: Aza tobatobaina ny vary, rankizy, fa sarotra ny taona [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 itobatobàna, tobatobaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21