|
|
|
|

Teny iditra 1  tofirina
Fototeny  2 tifitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
9 Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1]

Fivaditsoratra  10 fionitra, 11 itrifano, tofirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20