Teny iditra | 1 tohan' aina |
Singan-teny | 2 tohana, aina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny sakafo na ny fitafiana atao famonjena, ny sikina ahodidina ny valahana [1.1] |
Fivaditsoratra | 5 iantohana, itohanana, tohan' aina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |