|
|
|
|

Teny iditra 1  tohanana
Fototeny  2 tohana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
9 Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina
10 Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?
11 Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.
12 Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahantona, 15 tananaho, tohanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21