|
|
|
|

Teny iditra 1  tohinina
Fototeny  2 tohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on touche légèrement: Aza tohininao aho, fa manoratra (Ne me touchez pas, parce que j’écris) ~ Aza tohininao ny bokiko (Ne touchez pas mes livres) [1.3#710]
Ohatra  10  Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io. [2.472#]
11  ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tohinina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ihantony, tohinina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21