Teny iditra (1/3) | 1 toho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1] 4 karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a smallish fish with a flattened head [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 poisson à tête plate [1.8] 7 genre de poisson d'eau douce [1.13] |
Ohatra |
8 ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [2.48] |
Voambolana |
9 Haibiby: trondro |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 17 toho |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (probablement même origine que tohona ). Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc. [Merina]
[1.196] |
Ohatra |
21 avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [2.48] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny nalaina | 25 Soratra misy io teny toho io |
Teny iditra (3/3) | 26 Toho |
Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
28 Tohu [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
29 Tohu [2.996] |
Voambolana |
30 Soratra Masina |
unkLabel:Xbcvs: | 31 Toko sy andininy momba Toho |
Fivaditsoratra | 32 hoto, toho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |