Teny iditra | 1 tokatoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsimisaraka]
Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po |
Voambolana |
4 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 6 kotakota, takotako, tokatoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |