Teny iditra | 1 tokelaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fihomehezana mikakakaka tsy misy hambahamba na indraindray koa somary maneso fanaon' ny ankizy kely indrindra [1.1] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tokelaka io |
Fivaditsoratra | 10 koletaka, tokelaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |