Teny iditra | tokonana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [1.3] | |||
Seuil [1.13] | ||||
Ohatra | ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io.
[2.996] | |||
Tovy hevitra | tokonam-baravarana | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tokonana io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |