|
|
|
|

Teny iditra1  tola-kitsiny
Singan-teny  2  tolaka, hitsy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanalana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa, fanalan-tsiny ny tena amin' ny fiampangana ny sasany
resy amin' ny hitsiny fa tsy nety nanaraka ny toro hevitry ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de se disculper en accusant quelqu'un
vaincu dans son droit pour avoir refusé de justes conseils

Fivaditsoratra  6  nitolitsika, tola-kitsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21