Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
to
lan
tsika
(
lan
tsika
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
Manao ohatra ny volantsinana, ka ny mivohitra, atý anoloana; hantsika, lantsika
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatolantsika
,
mitolantsika
matoantenin' ny iharana :
atolantsika
,
tafatolantsika
,
voatolantsika
matoantenin' ny fameno :
anatolantsihana
,
itolantsihana
anarana :
fanatolantsihana
,
fanatolantsika
,
fitolantsihana
,
fitolantsika
,
mpanatolantsika
,
mpitolantsika
mpamaritra :
mahatolantsika
,
tolantsidantsika
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31