|
|
|
|

Teny iditra 1  tolomina
Fototeny  2 tolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Bedaina: Notolomin-dRakoto ilay mpangalatra tratrany
9 Hodidinina amin' ny sandry: Notolomiko ny mitan-kazo nohanihiko [1.1]

Fivaditsoratra  10 mitolona, tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20