|
|
|
|

Teny iditra1  tomamotamo
Fototeny  2  tamotamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon' ny tamotamo [1.1]
Ohatra  7  tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, [2.996]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tomamotamo io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31