| Teny iditra | 1 tomamotamo |
| Fototeny | 2 tamotamo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon' ny tamotamo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 de couleur jaune
[1.3#718] |
| Ohatra |
8 tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy,
[2.996]
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|