|
|
|
|

Teny iditra 1  tombaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika
5 Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [1.1]
6 [Antambahoaka] loaka [1.78]
7 [Sihanaka] lavaka [1.78]

Fivaditsoratra  8 tambako, tombaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20