Teny iditra | tomba-maso | ||
Singan-teny | tombana ; maso | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vinavina atao araka ny fijere-maso fotsiny [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ tombamaso ] Estimation: Tombano ny fisalasalana (Estimez l'incertitude) [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |