|
|
|
|

Teny iditra1  tomika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1]
Ohatra  4  misy tomika amin"i Frantsa". [2.472]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  mitako, mitoka-, motika, tomika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31