|
|
|
|

Teny iditra 1  tompoko
Sokajin-teny  2  anarana tompo sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [1.1]
Voambolana  4  Teny fanajana
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe tompoko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20